NOUVEAU PRÉSIDENT DE L’ÉGLISE LUTHÉRIENNE MALAGASY

flm-rakotonirina-david-ph-matt-harrison

Le Pasteur Dr. RAKOTONIRINA David

C’est avec une immense joie que l’Union des Eglises Luthériennes Franco Malagasy (UELFM) informe tout les malgaches protestants dans toute l’Europe et en particulier en France que le Pasteur Dr. RAKOTONIRINA David a été élu en sa qualité de Président de l’Église Luthérienne Malagasy lors du Synode Général qui s’est déroulé à Antsirabe le 14 Septembre 2016.

L’UELFM manifeste son soutien et son engagement à servir le Seigneur en communion avec tout nos frères et sœurs en Christ siégeant à la direction de l’Église Luthérienne de Madagascar.

Toutes les paroisses adhérentes à l’UELFM (Paris, Aix en Provence, Montpellier, Grenoble, Mulhouse, la FLMR Réunion) souhaitent que notre Seigneur le Bon Berger inspire toutes les décisions qui seront prises au plus haut sommet de l’Église Luthérienne Malagasy.

FILOHA VAOVAO EO ANIVON’NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY

Ny Pastora Dr. RAKOTONIRINA Davida

Amin’ny fifaliana lehibe no hampandrenesana antsika rehetra Kristiana Malagasy Protestanta aty Europe indrindra ny ao Frantsa, fa ny Pastora Dr. RAKOTONIRINA Davida dia voafidy ho filohan’ny FLM vaovao nandritra ny Synoda Lehibe izay natao tany Antsirabe ny 14 Septambra lasa teo.

Ny Union des Eglises Lutheriennes Franco Malagasy (UELFM) dia maneho etoana ny fanohanany sy fanehoany amin’ny fahavononany ho amin’ny fiaraha miasa amin’ny birao foibe ny FLM vaovao.

Ireo fiangonana rehetra izay mikambana ato amin’ny UELFM (Paris, Aix en Provence, Montpellier, Grenoble, Mulhouse, FLMR Reunion) dia mirary raha mirary ny fitahian’ny Tompo izay lohan’ny Fiangonana sy Mpiandry ondry lehibe, hanome saina sy hitari dalana ny BIRAO Foibe vaovao amin’ny fanapahan-kevitra rehetra izay horaisina eo anivon’ny FLM.